Ecouter ce morceau
Titre : 4 AMIS [Ajouter ce morceau à mon blog]
Album : VOANGORY MAFY ADY
Année : 1987
Paroles :
Isan'andro vaky izao 'zahay
na maraina na atoandro
ny alina indraindray
dia mitady, ny anjaranay
hitovizanay,amin'ny rehetra
Mbola manana kibo izahay
mety mahalala noana,
mbola manana vava izahay
tokony ihinana foana
Ref:
azafady letsy lery,
Mba ampio re...fa 4 amis
Ny anay ny anjara
dia miankina amin'ny vintana
ndraindray zahay noana
ka mangitakitaka
mitady , izay ho arapaka
kanefa izahay menatra é!
tsy sahy mangataka.
Tsy hoe manatsafa izahay,
toy ny mpaka afo
fa mampahatsiaro ano kosa aho
Fa tsy ampy sakafo
Ref...
Paroles et Musique: Rajeja/ Interp: Laza
Titre : 4 AMIS [Ajouter ce morceau à mon blog]
Album : VOANGORY MAFY ADY
Année : 1987
Paroles :
Isan'andro vaky izao 'zahay
na maraina na atoandro
ny alina indraindray
dia mitady, ny anjaranay
hitovizanay,amin'ny rehetra
Mbola manana kibo izahay
mety mahalala noana,
mbola manana vava izahay
tokony ihinana foana
Ref:
azafady letsy lery,
Mba ampio re...fa 4 amis
Ny anay ny anjara
dia miankina amin'ny vintana
ndraindray zahay noana
ka mangitakitaka
mitady , izay ho arapaka
kanefa izahay menatra é!
tsy sahy mangataka.
Tsy hoe manatsafa izahay,
toy ny mpaka afo
fa mampahatsiaro ano kosa aho
Fa tsy ampy sakafo
Ref...
Paroles et Musique: Rajeja/ Interp: Laza


